Ho hitanao amin'ity Pejy ity ny mahakasika ny Masoivoho, ireo fikambanana mikarakara amin'ny lafiny ara-tsosialy, ireo fikambanana manao asa-soa sy mikarakara lalao na hetsika ara-panatanjahantena, hetsika ara-barotra ary farany ireo vondrona ahitana fifanampian'ny Malagasy any amin'ny tanana misy na akaiky anao.


Ambassade de Madagascar au Canada 

        Vous apportera les réponses à vos questions mais aussi vous permettra de visiter virtuellement Madagascar à travers les différents liens mis à votre disposition.
Une carte consulaire nous permettra de vous identifier comme ressortissants de Madagascar ce qui nous aidera à mieux vous servir et accélérer le traitement de vos dossiers.

*AFFAIRES CONSULAIRES

- Visa, Immatriculation, État civil, Déménagement

*AFFAIRES ÉCONOMIQUES
- Investir à Madagascar/ Exporter au Canada

Adresse:
3, Raymond Street, Ottawa, ON, Canada, Ontario 
📧: ambamadcanada@bellnet.com 
Tel: (613) 567-0505
Facebook: Ambassade de Madagascar au Canada

Malagasy Canada 

Ho an'ny Malagasy rehetra efa eto Canada ihany.
Tous les Malgaches au Canada seulement
For all Malagasy people in Canada only 

Facebook: Malagasy Canada

Mpiray dia eto Kebeka (QC) 

Groupe d'aide et d'accompagnement des travailleurs nouvellement installés au Québec. 

Facebook: Mpiray dia eto Kebeka (QC)


Skoto Malagasy eto Kanada

Sehatra natao hifaneraseran'ireo nandalo fanabeazana skoto tany Madagasikara ary ankehitriny mipetraka aty Canada.  

Facebook: Skotomalagasycanada

Malagasy Mifanohana eto Kanada 

Pejin'ny Fikambanana Diaspora Malagasy Mifanohana eto Kanada 

Facebook: Malagasy Mifanohana eto Kanada