Quelques concerts, soirées, activités prévues

Sombiny vitsivitsy amin'ireo hetsika ho hitantsika ato ho ato.

BAZAR TOUR Drummondville - 01 Août

Andao indray ary eee!!!!

Ho anareo ao Drummondville sy ny manodidina indray izao.

Bazary Gasy Tour ny 1er Août, ny toerana dia efa io hitanareo amin'ny sary io. Ary ny ora ihany koa.Amboaro dieny izao ny fotoana anao fa hafinaritra io fotoana io.

---Hiantsena ianao, hikorana isika, satria hisy hirahira , Zumba aminio fotoana io.

Maimaimpoana toin'ny mahazatra.

Ho anareo izay mikasa handray stand, tongava manoratra anarana fa mahafaly anay ny mandray antsika rehetra ny amin'izany.

Miaraka mandroso, miaraka tafita

BAZAR TOUR Drummondville ndreky rendez-vous ny 01 Août 2026!
Misy lasary SAKOA @‘io ho anareo mitsakaraka mitongava ein!
Miavia havako aby e!

𝙑𝙤𝙮𝙖𝙜𝙚 𝙙'𝙪𝙣 𝙟𝙤𝙪𝙧 à 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙘𝙖𝙧 - Pétanque Gasy Canada 22 Août

 Pétanque Gasy Canada 
Vous invite au grand tournoi de pétanque

✨️ ✨️ 𝙑𝙤𝙮𝙖𝙜𝙚 𝙙'𝙪𝙣 𝙟𝙤𝙪𝙧 à 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙘𝙖𝙧 ✨️✨️
🗓 22 Août 2026 à 8h30
📌 Au Parc Lafontaine Montréal
🏅🏆 + de 3000 $ en bourse 🏆🏅

Faites votre inscription dès aujourd'hui

https://petanquemalagasy.com/boutique/doublette-montee/

Limités à 64 équipes

Levée de fonds Tanora FKM - 05 Sept

Venez passer une belle soirée tout en soutenant notre voyage aux JMJ 2027 à Séoul On a hâte de vous y voir!

Billetterie à venir sous peu

KALON'NY FAHINY 26 Septembre

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗛𝗢 𝗡𝗬 𝗗𝗔𝗧𝗬/𝗦𝗔𝗩𝗘 𝗧𝗛𝗘 𝗗𝗔𝗧𝗘
Araka ny teny nifanomezana, ireto ary ny fotoanantsika @ ity taona 2026 ity :
Montréal : 26 Septembre
Québec : 05 Décembre
FAMPISEHOANA KALON'NY FAHINY SY KALON'NY OMALY - 2e édition

Faha-30 taona chorale Antsa Fitoriana Fjkm Montréal: 10-10-2026

"Miderà Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny." Salamo 150:2

️ Fankalazana an'Andriamanitra nohon'ny faha-30 taonan'ny chorale Antsa Fitoriana Fjkm Montréal

Fandrio dieny izao ao amin'ny diarinao

BAL MASQUÉ - | 31 Octobre 2026

 Et si cette année… vous viviez une soirée hors du commun ?
Une nuit.Un masque.Une expérience 

Une ambiance élégante…
Un univers mystérieux…
Une expérience unique à Montréal…

 Buffet gastronomique
 Orchestre live
 Animation DJs
 Tables VIP disponibles

BAL MASQUÉ - Vénitien Chic 
Montréal | 31 octobre 2026  Marquez cette date dans votre calendrier

 Détails et surprises dévoilés bientôt…

 Places limitées

20ème anniversaire, Maki Catta

VOLLEY - BADMINTON - BATEAU DRAGON pour cet été et automne
-------------------------------------------------------------------
Dans le cadre de son 20ème anniversaire, Maki Catta a le plaisir de vous présenter 3 activités pour cet été pour vous donner l'occasion de bouger et rencontrer du beau monde !
Ces activités sont financées entre 25% et 75% pour le plus grand bonheur de tous !
Inscrivez vous rapidement , les places sont limitées !
VOLLEY
---------
Centre sportif Edouard Montpetit du 19 juin au 28 août 2026 : Vendredi de 18h à 20h (sauf exceptions)

BATEAU DRAGON :
---------------------
Bassin Olympique – Parc Jean Drapeau/ Métro Jean Drapeau
2 pratiques par semaine (Mardi et Jeudi de 19h à 20h30 ) jusqu’en Septembre
2 compétitions

BADMINTON :
----------------
Centre sportif de l’ENA (Gymnase climatisé) du 28 juin au 30 aout 2026 : dimanche de 10h à midi
Centre sportif Edouard Montpetit du 6 septembre au 9 juin au 27 déc 2026 : dimanche de 16h à 18h (sauf exceptions)

Si vous avez des questions , contactez nous
makicatta@yahoo.ca
Volley : Lauréanne : 514-659-6388
Bateau Dragon : Yolène : 514-813-6668
Badminton : Alison : 514-770-1168

Alefa !

Faha 30 taonan’ny FPMC

SAVE THE DATE  Fankalazana ny faha 30 taonan’ny Fiangonana Protestanta Malagasy eto Canada (FPMC).

Ry havana sy mpiray finoana malala ao amin’ny Tompo,

Amin-kafaliana sy fankasitrahana an’Andriamanitra no anasan’ny FPMC antsika rehetra handray anjara amin’ny fankalazana ny faha 30 taonany izay ho tanterahina madritra ity taona 2026 ity.
Fotoana manan-tantara sy manan-danja ho antsika rehetra tokoa izany, fotoana hanaovana jery todika ny lalana nodiavin'ny fiangonana, hankalazana ny fahasoavan’Andriamanitra, ary hanamafisana indray ny firaisankina sy ny fanompoana.

Koa mba mariho dieny izao ary ny daty manan-danja rehetra ao anatin’ity tetiandro fankalazana na calendrier de célébration ity.

CALENDRIER DES ACTIVITÉS

 Culte d’Ouverture

Alahady 22 février 2026
Fanokafana ofisialy ny fankalazana, amin’ny fanompoam-pivavahana feno fiderana sy fankasitrahana.

 Ny Komitin’ny Fankalazana
FPMC