Ireo Antokom-pihira sy Vondrona Tarika

Saika Antokom-pihira ao anaty Fiangonana izy ireto fa misy ihany koa ireo Tarika Vondrona hafa tsy miankina.
Santionany ihany no omena fa mbola maro any. Afaka tsidihana ireo rohy manambara azy ireo na mifandray mivantana aminy raha tehankafia ireo sangan'asany isika.
Raha hiverina hijery ireo Mpihira madinika dia tsindrio ny bokotra manaraka ity 👇

👌Ndao Hidera

  Venez avec nous, louons ensemble le Seigneur ! A Lui seul soit la Gloire.
Psaum 150:6 ; Mat 10:8

Facebook: 
ndao.hidera.2025

👌MRgc Montreal

Malagasy Rejoicing Gospel Choir
📍Montréal
🙌 Louange-Évangélisation
Page officielle: MRGC Montréal

Facebook: mrgc.choir.5

👌Harmoniam-PamonJena HPJ Montreal

   Antokom-pihira ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Saint-Jean-sur-Richelieu (Fitandremana Montréal)

👌 Antsa Fitoriana Fjkm Montréal

Antokom-pihira ny Fjkm Montréal

👌Chorale Fanasina FLM-Québec

Antokom-pihira ny FLM-Québec

Facebook: Chorale Fanasina FLM-Québec

    👌Chorale Hiakam-panompoana Montréal

    Antokom-pihira FPVM Montreal 

    📧: chp.fpvm.comm@gmail.com

    👌Miako Fiderana FJKM Québec

    • ✨️ Miako Fiderana FJKM Québec Canada ✨️
      « Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho; hanambara ny fahagaganao rehetra aho »
      Salamo 9:1 📖

    •  

    👌Antokom-pihira Katolika Malagasy Québec

    Facebook: 

    👌Chorale MM3R FLM Trois-Rivières

    Antokom-pihira ny FLM Trois-Rivières

    Facebook:

    👌Trano Gasy

    • Tongasoa eto amin'ny Trano Gasy 🛖!
      Sehatra iray hamelona indray ny tantara amin'ny alàlan'ny kalon'ny fahiny sy ny kalon'ny omaly. Zandry, Zoky, Ray aman-dreny no handrotsirotsy antsika amin'izany 👨‍👦👩‍👦
      Koa mandrosoa ary tompoko ô!

      Web: http://tranogasy.ca/
      tranogasy.canada@gmail.com
      Facebook: 
      tranogasy.canada

    👌Rajerisata

    28 août 2021, Palais Montcalm.

    La performance du groupe malagasy Rajerisata à la finale de la 6e édition du concours Talent d'Afrique 




    Facebook: rajerisata

    👌 Worshippers of Quebec


      ❤️"Preach the Gospel to all creation" ❤️Mark 16:15b